Hankany amin'ny vontoatiny

Var

Avy amin'i Wikipedia
Ny departemantan'i Var ao Frantsa (miloko mena)
Tendrombohitra loharanon'ny renirano Var, ao amin'ny kaominin'i Estenc

I Var dia departemanta frantsay ao amin'ny faritra Provence-Alpes-Côte d'Azur. Ny renivohitr'ilay departemanta dia Toulon. Ny anaran'ilay departemanta dia avy amin'ny renirano Var mamaritra ny sisintany atsinanana taloha fa tsy ankehitriny intsony. Ny departemantan'i Var irery no mitondra anarana zavatra tsy ao amin'ny taniny. Ny kaody INSEE ary ny kaodim-paositra ho an'i Var dia 83.



Var
Firenena Frantsa
Velarantany5 973 km2
Isam-ponina995 934 mpo.
Hakitroka
RenivohitraToulon
Ben'ny faritanyHorace Lanfranchi
Ny departemantan'i Var

Var dia departemanta ao Frantsa. Ny renivohiny dia Toulon. Ny isam-poniny dia 995934 mponina.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Ny faritr'ora dia GMT+1.

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
  • : Sehatra ofisialy
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Frantsa ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.