Hankany amin'ny vontoatiny

Punta Arenas

Avy amin'i Wikipedia

53°09′S 70°55′W / 53.150°S 70.917°W / -53.150; -70.917

Punta Arenas
-
VelarantanyNC
Isan'ny mponina125,932
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Silia
FanjakanaNC
FaritanyNC
FaritraNC
Tanàna mifanolo-bodirindrinaPunta Arenas
Punta Arenas

Punta Arenas dia tanàna ao amin'ny faritra atsimon'i  Silia. Renivohitry ny Faritra Siliana XII Régión de Magallanes y de la Antártica Chilena izy io. Any amin'ny tanibe Siliana manoloana ny vondronosy Tierra del Fuego no misy azy ary, misy mponina 125,932 (hatramin'ny taona 2017), no tanàna lehibe indrindra any atsimon'i Patagonia siliana.


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]