Noam Chomsky
Fiseho
| Noam Chomsky | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Noam Chomsky | ||
| Teraka | 7 Desambra 1928 | ||
| Toerana | - | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Etazonia | ||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Noam Avram Chomsky dia filôzôfy, mpanoratra, mpanao asa soratra mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 7 Desambra 1928 tao Philadelphia
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]I William Chomsky no rainy. Ny vadiny dia Carol Chomsky. Ny zanany dia Aviva Chomsky.
