Hankany amin'ny vontoatiny

Kisoadia

Avy amin'i Wikipedia
Kisoadia

Ny kisoadia dia karazana biby mampinono, tsy mifidy zavatra hohanina, miaina any anaty ala, ao amin' ny fianakaviana Suidae. Sus scrofa ny anarany ara-tsiansa. Ity karazana be mpihaza ity dia heverina ho karazana mahery miasa ihany koa, afaka mamolavola paikady fizarana ny tsindry afitsoky ny fihazana. Ny kisoa fiompy ( Sus domesticus), izay avy amin' ny famolahana ny kisoadia ho lasa fiompy, dia heverina ho zana-karazan' ny kisoadia, ka nomena ny anarana ara-tsiasa hoe Sus scrofa domesticus.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]